1 Tantara 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Ary ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hesoriko aminy+ toy ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.+
13 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Ary ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hesoriko aminy+ toy ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.+