-
1 Tantara 13:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia hoy i Davida tamin’ny fiangonan’Israely manontolo: “Raha mety aminareo sy eken’i Jehovah Andriamanitsika, dia andao isika haniraka olona hiantso ny rahalahintsika mbola tavela manerana ny tanin’ny Israely,+ sy ny mpisorona+ ary ny Levita+ any amin’ny tanànany+ sy ny kijanany, mba hivorian’izy ireo atỳ amintsika.
-