FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa tafapetraka tao an-dapany+ ny mpanjaka, sady efa nataon’i Jehovah mandry feizay teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina,+

  • 1 Tantara 22:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Tsy momba anareo ve i Jehovah Andriamanitrareo?+ Ary moa ve ianareo tsy efa nataony nandry feizay teo anivon’ny fahavalonareo rehetra nanodidina?+ Fa efa natolony teo an-tanako ny mponina teto amin’ity tany ity, ary efa resy teo anoloan’i Jehovah+ sy ny vahoakany ity tany ity.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara