1 Tantara 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tamin’ny taranak’i Hebrona dia i Jeria no filoha, ary Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo ary Jekameama+ no fahefatra. 1 Tantara 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary i Jerija+ no lohan’ireo fianakaviana sy fianakaviamben’ny Hebronita. Tamin’ny taona fahefapolo+ nanjakan’i Davida, dia notadiavina izay lehilahy matanjaka sy mahery teo amin’ny Hebronita, ka tany Jazera+ any Gileada+ no nahitana azy ireo.
19 Ary tamin’ny taranak’i Hebrona dia i Jeria no filoha, ary Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo ary Jekameama+ no fahefatra.
31 Ary i Jerija+ no lohan’ireo fianakaviana sy fianakaviamben’ny Hebronita. Tamin’ny taona fahefapolo+ nanjakan’i Davida, dia notadiavina izay lehilahy matanjaka sy mahery teo amin’ny Hebronita, ka tany Jazera+ any Gileada+ no nahitana azy ireo.