9 ary mankanesa any amin’ny Levita mpisorona+ sy izay mpitsara+ am-perinasa amin’izany fotoana izany ka anontanio ireo, fa ireo no hilaza aminao ny didim-pitsarana.+
8 Ary napetrak’i Josafata tao Jerosalema koa ny sasany tamin’ny Levita+ sy ny mpisorona+ ary ny lohan’ny fianakaviambe+ teo amin’ny Israely, mba hampihatra ny lalàn’i+ Jehovah sy hitsara ny adin’ny+ mponina tao Jerosalema.