8 Ireto ny anaran’ireo lehilahy maherin’i+ Davida: Joseba-basebeta+ Takemonita, lehiben’ireo telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny valonjato lahy ka namono an’ireo, tao anatin’ny ady indray mandeha monja.
11 Ary izao no lisitr’ireo lehilahy maherin’i Davida: Jasobeama,+ taranak’i Hakmony, lehiben’ireo telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo, tao anatin’ny ady indray mandeha monja.+