1 Mpanjaka 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary i Solomona kosa nanome an’i Hirama varimbazaha roa alina kora ho sakafon’ny ankohonany, ary menaka roapolo kora+ avy amin’ny oliva voatoto.+ Izany no nomen’i Solomona an’i Hirama isan-taona.+ 2 Tantara 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nanao trano fitehirizam-bokatra+ koa izy hasiana varimbazaha sy divay vaovao+ ary menaka. Ary nanao tranom-biby+ izy, ho an’ny biby isan-karazany sy ny ondry aman’osy.
11 Ary i Solomona kosa nanome an’i Hirama varimbazaha roa alina kora ho sakafon’ny ankohonany, ary menaka roapolo kora+ avy amin’ny oliva voatoto.+ Izany no nomen’i Solomona an’i Hirama isan-taona.+
28 Nanao trano fitehirizam-bokatra+ koa izy hasiana varimbazaha sy divay vaovao+ ary menaka. Ary nanao tranom-biby+ izy, ho an’ny biby isan-karazany sy ny ondry aman’osy.