-
2 Tantara 8:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Naoriny koa i Baleta+ sy ny tanàna rehetra fitehirizana entana sy vokatra, izay lasan’i Solomona, mbamin’ny tanàna fanatobiana kalesy+ sy ny tanànan’ny mpitaingin-tsoavaly.+ Ary nataon’i Solomona izay zavatra tsara rehetra niriny+ haorina tao Jerosalema sy Libanona+ ary nanerana ny tany nanjakany.
-