1 Samoela 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nampandalovin’i Jese koa i Sama,+ nefa hoy i Samoela: “Tsy nifidy an’io koa i Jehovah.” 1 Tantara 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nihantsy ady+ tamin’ny Israely foana izy, ka novonoin’i Jonatana zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida.
7 Nihantsy ady+ tamin’ny Israely foana izy, ka novonoin’i Jonatana zanak’i Simea+ rahalahin’i Davida.