Deoteronomia 32:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+ 1 Samoela 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa izy: “Mihantsy ady+ amin’ny tafiky ny Israely aho androany. Koa omeo lehilahy iray aho, dia hiady izahay!”+ 2 Mpanjaka 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mihantsy an’iza ianao,+ ary manevateva an’iza?+Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao amin’iza?+Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+
10 Hoy koa izy: “Mihantsy ady+ amin’ny tafiky ny Israely aho androany. Koa omeo lehilahy iray aho, dia hiady izahay!”+
22 Mihantsy an’iza ianao,+ ary manevateva an’iza?+Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao amin’iza?+Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+