1 Tantara 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary izao no lisitr’ireo lehilahy maherin’i Davida: Jasobeama,+ taranak’i Hakmony, lehiben’ireo telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo, tao anatin’ny ady indray mandeha monja.+
11 Ary izao no lisitr’ireo lehilahy maherin’i Davida: Jasobeama,+ taranak’i Hakmony, lehiben’ireo telo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo, tao anatin’ny ady indray mandeha monja.+