FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 89:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranany,+

      Ary haharitra eo anatrehako toy ny masoandro koa ny seza fiandrianany.+

  • Jeremia 33:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia ho azo foanana koa ny fifanekena nataoko tamin’i Davida mpanompoko,+ ka tsy hanana zanakalahy ho mpanjaka hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany izy,+ ary ho azo foanana koa ny fifanekena nataoko tamin’ny Levita mpisorona mpanompoko.+

  • Lioka 1:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+

  • Hebreo 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa hoy kosa izy ny amin’ny Zanaka: “Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay+ mandrakizay, ary tehim-pahitsiana+ ny tehim-panjakanao.+

  • Apokalypsy 3:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ tahaka ny nandreseko ka niarahako nipetraka+ tamin’ny Raiko teo amin’ny seza fiandrianany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara