2 Tantara 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao latabatra folo koa izy, ka napetrany tao amin’ny tempoly ireo, dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+ Ary nanao vilia baolina volamena zato izy. 2 Tantara 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nataon’i Solomona ny fitaovana+ rehetra tao amin’ny tranon’Andriamanitra sy ny alitara volamena+ sy ny latabatra+ fitoeran’ny mofo aseho,
8 Nanao latabatra folo koa izy, ka napetrany tao amin’ny tempoly ireo, dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+ Ary nanao vilia baolina volamena zato izy.
19 Ary nataon’i Solomona ny fitaovana+ rehetra tao amin’ny tranon’Andriamanitra sy ny alitara volamena+ sy ny latabatra+ fitoeran’ny mofo aseho,