5 Dia hoy i Davida: “Mbola kely sy tanora fanahy+ i Solomona zanako, nefa trano faran’izay kanto+ no haorina ho an’i Jehovah, mba tsy hisy trano tsara noho izy io any amin’ny tany rehetra. Koa hanomana izay ilainy aho.” Dia nanomana zavatra be dia be i Davida talohan’ny nahafatesany.+