2 Tantara 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rehefa tonga i Hezekia sy ny andriana+ ka nahita ireo vokatra niavosa, dia nidera+ an’i Jehovah sy nitso-drano ny Israely olony+ izy ireo.
8 Rehefa tonga i Hezekia sy ny andriana+ ka nahita ireo vokatra niavosa, dia nidera+ an’i Jehovah sy nitso-drano ny Israely olony+ izy ireo.