2 Mpanjaka 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona+ ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania dadatoan’i+ Joiakina, ary novany hoe Zedekia ny anarany.+ 2 Tantara 36:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+
17 Nataon’ny mpanjakan’i Babylona+ ho mpanjaka handimby an’i Joiakina i Matania dadatoan’i+ Joiakina, ary novany hoe Zedekia ny anarany.+
11 Iraika amby roapolo taona i Zedekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+