Genesisy 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nanorim-ponenana tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ i Esao. I Esao no Edoma.+ Deoteronomia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Lalana iraika ambin’ny folo andro avy any Horeba i Kadesi-barnea,+ raha any an-tendrombohitra Seira no lalana.
2 Lalana iraika ambin’ny folo andro avy any Horeba i Kadesi-barnea,+ raha any an-tendrombohitra Seira no lalana.