FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.

  • Deoteronomia 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ka mandehana any amin’ny faritra be tendrombohitra misy ny Amorita+ sy ny faritra rehetra manodidina, izany hoe Araba+ sy ny faritra be tendrombohitra+ sy Sefela sy Negeba+ ary ny morontsiraka.+ Mandehana any amin’ireo tanin’ny Kananita+ ireo, hatrany Libanona+ sy ilay renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata.+

  • Josoa 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ho taninareo ny tany rehetran’ny Hetita+ manomboka any an-tany efitra sy eo amin’irỳ Libanona irỳ, ka mipaka hatrany amin’ny renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata, ary hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe manandrify ny filentehan’ny masoandro.+

  • 2 Samoela 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Notafihin’i Davida koa i Hadadezera,+ zanak’i Rehoba mpanjakan’i Zoba,+ tamin’izy io nitady hanamafy indray ny fahefany, tany amin’ny reniranon’i Eofrata.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara