2 Mpanjaka 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tonga teo amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria.+ Dia nomen’i+ Menahema talenta volafotsy arivo i Pola,+ mba hanampian’i Pola azy hanamafy orina ny fahefany teo amin’ny fanjakany.+
19 Ary tonga teo amin’ilay tany i Pola+ mpanjakan’i Asyria.+ Dia nomen’i+ Menahema talenta volafotsy arivo i Pola,+ mba hanampian’i Pola azy hanamafy orina ny fahefany teo amin’ny fanjakany.+