Deoteronomia 4:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+ Josoa 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ireto avy no nomen’izy ireo teny amin’ny faritra atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, akaikin’i Jeriko: I Bezera+ any an-tany efitra eny amin’ny lembalemba no avy tamin’ny fokon’i Robena;+ Ramota+ any Gileada no avy tamin’ny fokon’i Gada; ary Golana+ any Basana no avy tamin’ny fokon’i Manase.
43 Ireto avy izany tanàna izany: Bezera+ any an-tany efitra, eny amin’ny lembalemba, ho an’ny Robenita; Ramota+ any Gileada, ho an’ny Gadita; ary Golana+ any Basana, ho an’ny Manasita.+
8 Ary ireto avy no nomen’izy ireo teny amin’ny faritra atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, akaikin’i Jeriko: I Bezera+ any an-tany efitra eny amin’ny lembalemba no avy tamin’ny fokon’i Robena;+ Ramota+ any Gileada no avy tamin’ny fokon’i Gada; ary Golana+ any Basana no avy tamin’ny fokon’i Manase.