Nomery 21:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely. Josoa 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 sy Jahaza+ sy Kedemota+ sy Mefata,+
23 Tsy namela ny Israely handalo ao amin’ny taniny anefa i Sihona,+ fa nanangona ny olony rehetra kosa ka nivoaka hifanandrina taminy tany an-tany efitra. Ary tonga tao Jahaza+ izy ka niady tamin’ny Israely.