Levitikosy 26:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hanameloka anareo tokoa aho, ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.+ Ary izay mankahala anareo no hampijaly anareo.+ Dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.+ Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny. 2 Samoela 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ry tendrombohitr’i Gilboa!+ Aoka tsy hisy ando na orana hilatsaka eny aminareo, ary aoka tsy hisy saha hanome vokatra hatao fanomezana masina.+Fa teny no nandotoana ny ampingan’ireo mahery,Dia ny ampingan’i Saoly, ka tsy misy ampinga voahosotra menaka intsony.+
17 Ary hanameloka anareo tokoa aho, ka ho resy eo anoloan’ny fahavalonareo ianareo.+ Ary izay mankahala anareo no hampijaly anareo.+ Dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.+
30 Ataon’ny olon-tokana ahoana no fanenjika arivo,Ary ataon’ny roa lahy ahoana no fampandositra iray alina?+Raha tsy hoe ny Vatolampiny ihany angaha no efa nivarotra azy+ tamin’ireny,Ary i Jehovah no efa nanolotra azy teo an-tanan’ireny.
21 Ry tendrombohitr’i Gilboa!+ Aoka tsy hisy ando na orana hilatsaka eny aminareo, ary aoka tsy hisy saha hanome vokatra hatao fanomezana masina.+Fa teny no nandotoana ny ampingan’ireo mahery,Dia ny ampingan’i Saoly, ka tsy misy ampinga voahosotra menaka intsony.+