FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Raha vao nahita azy ny olona, dia nidera ny andriamaniny,+ “satria”, hoy izy ireo, “efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika ilay fahavalontsika+ sady mpanimba ny tanintsika,+ ary ilay nahafaty olona maro teo amintsika.”+

  • Daniela 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa nanandra-tena hanohitra ny Tompon’ny lanitra kosa ianao,+ ary nentina teto anatrehanao ireo kaopy tao an-tranony,+ ka nisotro divay tamin’ireny ianao sy ny olo-manan-kajanao, mbamin’ny vadikelinao sy ny vadinao hafa. Ary nidera andriamanitra volafotsy sy volamena sy varahina sy vy sy hazo ary vato+ ianao. Tsy mahita na mandre na mahalala na inona na inona+ anefa ireny. Fa ilay Andriamanitra iankinan’ny ainao+ sy tompon’ny lalanao rehetra+ kosa tsy mba nomenao voninahitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara