FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 104:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha manafina ny tavanao kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.+

      Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia tapitra ny ainy,+

      Ka miverina ho vovoka izy.+

  • Isaia 42:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izao no lazain’i Jehovah, ilay tena Andriamanitra, ilay Mpamorona ny lanitra,+ Ilay Be Voninahitra mamelatra ny lanitra,+ Ilay mamelatra ny tany+ mbamin’izay vokariny,+ Ilay manome fofonaina+ ho an’ny mponin’ny tany,+ sy manome aina* ho an’izay mandeha eny ambonin’ny tany:+

  • Asan’ny Apostoly 17:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary tsy mila karakarain’ny tanan’olona izy, toy ny hoe mila zavatra,+ satria izy no manome ho an’ny olon-drehetra ny aina+ sy ny fofonaina+ ary ny zava-drehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara