2 Samoela 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nandefa iraka ho any amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada+ i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo,+ satria naneho izany hatsaram-panahy feno fitiavana+ izany tamin’i Saoly tomponareo, ka nandevina azy!+ 2 Samoela 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa lasa i Davida naka ny taolambalon’i Saoly+ sy Jonatana zanany, tany amin’ireo tompon-tany tao Jabesi-gileada+ izay nangalatra azy ireo teo amin’ny tany malalak’i Beti-sana.+ Teo no nanantonan’ny Filistinina azy,+ tamin’ilay andro namonoan’ny Filistinina an’i Saoly tany Gilboa.+
5 Koa nandefa iraka ho any amin’ireo lehilahy tany Jabesi-gileada+ i Davida, hilaza hoe: “Hotahin’i Jehovah anie ianareo,+ satria naneho izany hatsaram-panahy feno fitiavana+ izany tamin’i Saoly tomponareo, ka nandevina azy!+
12 Koa lasa i Davida naka ny taolambalon’i Saoly+ sy Jonatana zanany, tany amin’ireo tompon-tany tao Jabesi-gileada+ izay nangalatra azy ireo teo amin’ny tany malalak’i Beti-sana.+ Teo no nanantonan’ny Filistinina azy,+ tamin’ilay andro namonoan’ny Filistinina an’i Saoly tany Gilboa.+