30 Koa nalevina tao amin’ny faritry ny lovany izy, dia tao Timnata-sera,+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, any avaratry ny Tendrombohitra Gasa.
9 Koa nalevina tao amin’ny faritry ny lovany izy, dia tao Timnata-heresa,+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, any avaratry ny Tendrombohitra Gasa.+