-
1 Tantara 6:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Ary i Arona+ sy ny zanany dia nanolotra setroka ho sorona+ teo ambonin’ny alitaran’ny fanatitra dorana+ sy ny alitaran’ny emboka manitra,+ araka ny asa rehetra nifandray tamin’ireo zavatra masina indrindra. Nanao izany izy ireo mba handrakofana+ ny fahotan’ny Israely,+ araka izay rehetra nandidian’i Mosesy mpanompon’Andriamanitra.
-