8 Tsy niandany+ tamin’i Adonia kosa anefa i Zadoka+ mpisorona sy Benaia+ zanak’i Joiada sy Natana+ mpaminany sy Simey+ sy Rey ary ny lehilahy maherin’i+ Davida.
35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo azy+ i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.+