47 Tonga nirary soa an’i Davida Mpanjaka tompontsika koa ireo mpanompon’ny mpanjaka hoe: ‘Hataon’Andriamanitrao malaza noho ny anaranao anie ny anaran’i Solomona, ary hataony be voninahitra noho ny seza fiandriananao anie ny seza fiandrianany!’+ Dia niankohoka teo am-pandriana+ ny mpanjaka.