2 Samoela 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary tonga ny Filistinina, ka nihaodihaody teo amin’ny lemaka ivan’ny Refaima teo foana.+ 2 Samoela 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niakatra indray ny Filistinina tatỳ aoriana,+ ka nihaodihaody teo amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+ 2 Samoela 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nidina ny telo tamin’ireo telopolo lahy lehiben’ny tafika,+ ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama,+ tamin’ny fotoam-pijinjana. Ary efa nanangana toby tranolay teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima ny Filistinina.+
22 Niakatra indray ny Filistinina tatỳ aoriana,+ ka nihaodihaody teo amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+
13 Ary nidina ny telo tamin’ireo telopolo lahy lehiben’ny tafika,+ ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama,+ tamin’ny fotoam-pijinjana. Ary efa nanangana toby tranolay teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima ny Filistinina.+