2 Samoela 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nankany Bala-perazima+ i Davida, ka novonoiny tany izy ireo. Ary hoy izy: “I Jehovah efa nialoha ahy ka namaky ny laharan’ny fahavaloko,+ sahala amin’ny rano mamaky fefiloha.” Koa nataony hoe Bala-perazima ny anaran’io toerana io.+
20 Koa nankany Bala-perazima+ i Davida, ka novonoiny tany izy ireo. Ary hoy izy: “I Jehovah efa nialoha ahy ka namaky ny laharan’ny fahavaloko,+ sahala amin’ny rano mamaky fefiloha.” Koa nataony hoe Bala-perazima ny anaran’io toerana io.+