1 Tantara 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa niakatra nankany Bala-perazima+ i Davida, ka novonoiny tany izy ireo. Ary hoy i Davida: “Andriamanitra efa nampiasa ny tanako, ka namaky ny laharan’ny fahavaloko sahala amin’ny rano mamaky fefiloha.” Koa natao hoe Bala-perazima ny anaran’io toerana+ io. Isaia 28:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa hitsangana toy ny teo amin’ny Tendrombohitra Perazima+ i Jehovah, ary ho tezitra toy ny teo amin’ny lemaka iva akaikin’i Gibeona+ izy, ka hanao zavatra sy hanao ny asany, nefa hafahafa ny zavatra ataony ary tsy mahazatra+ ny asany.
11 Koa niakatra nankany Bala-perazima+ i Davida, ka novonoiny tany izy ireo. Ary hoy i Davida: “Andriamanitra efa nampiasa ny tanako, ka namaky ny laharan’ny fahavaloko sahala amin’ny rano mamaky fefiloha.” Koa natao hoe Bala-perazima ny anaran’io toerana+ io.
21 Fa hitsangana toy ny teo amin’ny Tendrombohitra Perazima+ i Jehovah, ary ho tezitra toy ny teo amin’ny lemaka iva akaikin’i Gibeona+ izy, ka hanao zavatra sy hanao ny asany, nefa hafahafa ny zavatra ataony ary tsy mahazatra+ ny asany.