2 Samoela 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa mandre figadongadona eny an-tendron’ireo hazo bakà ianao, dia manaova zavatra avy hatrany,+ satria ho efa nivoaka hialoha anao i Jehovah amin’izay fotoana izay mba hamely ny tobin’ny Filistinina.”+
24 Rehefa mandre figadongadona eny an-tendron’ireo hazo bakà ianao, dia manaova zavatra avy hatrany,+ satria ho efa nivoaka hialoha anao i Jehovah amin’izay fotoana izay mba hamely ny tobin’ny Filistinina.”+