1 Tantara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nampidirina+ ny Vata masin’Andriamanitra, ka napetraka tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona. Salamo 132:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mandra-pahitako toerana ho an’i Jehovah,+Dia tranolay be voninahitra ho an’Ilay Maherin’i Jakoba.”+ Asan’ny Apostoly 7:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Nahazo sitraka+ teo imason’Andriamanitra i Davida ary nangataka mba havela hanao fonenana+ ho an’Andriamanitr’i Jakoba.
16 Ary nampidirina+ ny Vata masin’Andriamanitra, ka napetraka tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona.
5 Mandra-pahitako toerana ho an’i Jehovah,+Dia tranolay be voninahitra ho an’Ilay Maherin’i Jakoba.”+
46 Nahazo sitraka+ teo imason’Andriamanitra i Davida ary nangataka mba havela hanao fonenana+ ho an’Andriamanitr’i Jakoba.