10 Ary rehefa nihananakaiky i Farao, dia nanopy ny masony ny zanak’Israely, ka indreny ny Ejipsianina fa nanenjika azy. Koa natahotra be ny zanak’Israely, ka nitaraina mafy tamin’i Jehovah.+
14 Ary rehefa nitodika ny miaramilan’ny Joda, dia indreo fa teo anoloany sy tao aoriany ny fahavalony.+ Koa nitaraina tamin’i Jehovah+ izy ireo, ary ny mpisorona nitsoka mafy ny trompetra.