2 Samoela 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nankany Bala-joda+ i Davida sy ny olona rehetra niaraka taminy, mba hampiakatra avy tany ny Vata masin’Andriamanitra.+ Eo amin’io Vata io no iantsoana ny anaran’i+ Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay mipetraka eo amin’ny kerobima.+
2 Dia nankany Bala-joda+ i Davida sy ny olona rehetra niaraka taminy, mba hampiakatra avy tany ny Vata masin’Andriamanitra.+ Eo amin’io Vata io no iantsoana ny anaran’i+ Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay mipetraka eo amin’ny kerobima.+