FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 dia hataon’i Jehovah mahery vaika tokoa ny loza hanjo anao sy hanjo ny taranakao, dia loza lehibe sady maharitra,+ ary aretina mampidi-doza sady maharitra.+

  • 2 Tantara 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ho voan’ny aretin-tsinay mafy+ ianao mandra-pipotsaky ny tsinainao, satria hihombo isan’andro ny aretinao.’”+

  • Mpitoriteny 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy aho anakampo:+ “Samy hotsarain’Andriamanitra ny marina sy ny ratsy fanahy,+ satria misy fotoanany avy ny zava-drehetra sy ny asa rehetra.”+

  • Asan’ny Apostoly 12:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara