16 Ary nitaingina ny kalesiny i Jeho ka nankany Jezirela. Tany i Jorama tamin’izay, ary teo am-pandriana izy noho ny ratrany. Ary nidina mba hamangy azy i Ahazia+ mpanjakan’ny Joda.
22Ary nataon’ny mponin’i Jerosalema ho mpanjaka nandimby an’i Jorama i Ahazia+ faralahiny, fa ny zokiny rehetra+ efa novonoin’ireo mpandroba tonga niaraka tamin’ny Arabo+ tao an-toby. Dia lasa mpanjakan’ny Joda i Ahazia zanak’i Jorama.