FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+

      Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,

      Satria akaiky ny andro hahitany loza,+

      Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+

  • Mpitsara 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa tsy fantatry ny ray aman-dreniny hoe avy tamin’i Jehovah izany,+ sy hoe nitady hirika hamelezana ny Filistinina izy. Ny Filistinina mantsy no nitondra ny Israely tamin’izay fotoana izay.+

  • 2 Tantara 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa tsy nohenoin’ny mpanjaka ny vahoaka. I Jehovah Andriamanitra mantsy no nahatonga izany+ mba hanatanterahany ny teny+ nolazainy tamin’i Jeroboama zanak’i Nebata,+ tamin’ny alalan’i Ahia+ Silonita.+

  • Salamo 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+

      Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+

      Higaiona. Sela.

  • Amosa 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Raha tsofina ao an-tanàna ny anjombona, tsy hangovitra ve ny olona?+ Raha misy loza ao an-tanàna, tsy i Jehovah ve no nahatonga izany?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara