1 Mpanjaka 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Jeho+ zafikelin’i Nimsy+ kosa hosory ho mpanjakan’ny Israely. Ary i Elisa+ zanak’i Safata, avy any Abela-mehola,+ hosory ho mpaminany handimby anao.+ 2 Mpanjaka 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy ilay mpitily: “Tonga teny amin-dry zareo ilay iraka, nefa tsy niverina. Ary ny fitondran’ilay olona kalesy dia tahaka ny fitondran’i Jeho+ zafikelin’i Nimsy,+ satria miriotra mafy hoatran’ny adala izy.”+
16 I Jeho+ zafikelin’i Nimsy+ kosa hosory ho mpanjakan’ny Israely. Ary i Elisa+ zanak’i Safata, avy any Abela-mehola,+ hosory ho mpaminany handimby anao.+
20 Dia hoy ilay mpitily: “Tonga teny amin-dry zareo ilay iraka, nefa tsy niverina. Ary ny fitondran’ilay olona kalesy dia tahaka ny fitondran’i Jeho+ zafikelin’i Nimsy,+ satria miriotra mafy hoatran’ny adala izy.”+