6 Koa nitsangana i Jeho ka niditra tao an-trano. Ary nandraraka ny menaka teo amin’ny lohany ilay mpanompo, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hosorako ho mpanjakan’ny+ vahoakan’i Jehovah+ ianao, eny, ho mpanjakan’ny Israely.