18 Taorian’izay, dia nankany amin’ny tranon’i Bala ny vahoaka manontolo, ka narodany ny alitarany.+ Dia nopotehin’izy ireo tanteraka ny sariny.+ Novonoin’izy ireo teo anoloan’ny alitara koa i Matana+ mpisoron’i Bala.+
Ary nanendry mpiandraikitra hikarakara ny tranon’i Jehovah ny mpisorona.+