1 Tantara 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia notsinjarain’i Davida ireo ka nozarainy+ araka ny zanak’i Levy,+ dia i Gersona sy Kehata ary Merary. 1 Tantara 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Anjaran’izy ireo koa ny mijoro+ isa-maraina+ mba hisaotra+ sy hidera+ an’i Jehovah, ary toy izany koa amin’ny takariva.
6 Dia notsinjarain’i Davida ireo ka nozarainy+ araka ny zanak’i Levy,+ dia i Gersona sy Kehata ary Merary.
30 Anjaran’izy ireo koa ny mijoro+ isa-maraina+ mba hisaotra+ sy hidera+ an’i Jehovah, ary toy izany koa amin’ny takariva.