Ohabolana 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fiheveran’ny olona ny tenany ho ambony no hampietry azy,+ fa izay manetry tena kosa no hahazo voninahitra.+ Jeremia 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+ ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,+ ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+
23 Ny fiheveran’ny olona ny tenany ho ambony no hampietry azy,+ fa izay manetry tena kosa no hahazo voninahitra.+
23 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+ ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,+ ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+