9 Jereo fa raha miakatra amin’ny lalana mankany amin’ny taniny izany, ho any Beti-semesy,+ dia Izy no nanao tamintsika izao zava-dratsy lehibe izao. Raha tsy izany kosa, dia ho fantatsika hoe tsy ny tanany no nikasika antsika, fa nisy loza sendra nanjo+ antsika fotsiny.”