3 Avy eo dia nataony ny fitaovana rehetran’ny alitara: Ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny vilia baolina sy ny fitrebika ary ny fitondrana afo. Nataony varahina daholo ireo.+
14 Dia nalainy ny fitoeran-davenona sy ny lapelina sy ny famonoan-jiro sy ny kaopy ary ny fitaovana+ varahina rehetra izay nampiasaina tamin’ny fanompoana.