24 Miaramila vitsy fotsiny no nentin’ny tafika syrianina nanafika tany,+ nefa ny natolotr’i Jehovah teo an-tanany dia miaramila be dia be+ satria nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razany izy ireo. Ary nampihatra didim-pitsarana+ tamin’i Joasy ny Syrianina.