Isaia 58:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Moa ve tsy izao ny fifadian-kanina ekeko: Ny mamaha ny gadra vy izay napetaka noho ny tsy rariny,+ sy mamaha ny tadin’ny zioga,+ sy manafaka ny ampahorina,+ ary manapaka ny zioga rehetra?+ Jeremia 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ianareo kosa ankehitriny niverina tamiko ka manao izay mahitsy eo imasoko, satria samy nanambara tamin’ny namanareo avy fa hafahana ny mpanompo. Ary nanao fifanekena teo anatrehako+ tao amin’ny trano iantsoana ny anarako+ ianareo.
6 “Moa ve tsy izao ny fifadian-kanina ekeko: Ny mamaha ny gadra vy izay napetaka noho ny tsy rariny,+ sy mamaha ny tadin’ny zioga,+ sy manafaka ny ampahorina,+ ary manapaka ny zioga rehetra?+
15 Ianareo kosa ankehitriny niverina tamiko ka manao izay mahitsy eo imasoko, satria samy nanambara tamin’ny namanareo avy fa hafahana ny mpanompo. Ary nanao fifanekena teo anatrehako+ tao amin’ny trano iantsoana ny anarako+ ianareo.