Nehemia 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho sy ny rahalahiko ary ny mpanompoko koa mba efa nampisambotra vola sy varimbazaha tamin’ny Jiosy. Kanefa, aoka re isika mba tsy hitaky zanabola amin’izy ireo intsony e!+
10 Izaho sy ny rahalahiko ary ny mpanompoko koa mba efa nampisambotra vola sy varimbazaha tamin’ny Jiosy. Kanefa, aoka re isika mba tsy hitaky zanabola amin’izy ireo intsony e!+