Isaia 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ka i Manase hihinana an’i Efraima, ary i Efraima hihinana an’i Manase. Ary hiara-mamely an’i Joda izy ireo.+ Noho izany faharatsiana rehetra izany, dia tsy mitony mihitsy ny fahatezerany, fa mbola maninjitra ny tanany ihany Izy.+
21 ka i Manase hihinana an’i Efraima, ary i Efraima hihinana an’i Manase. Ary hiara-mamely an’i Joda izy ireo.+ Noho izany faharatsiana rehetra izany, dia tsy mitony mihitsy ny fahatezerany, fa mbola maninjitra ny tanany ihany Izy.+